|
|
|
|

Entrée1  tany kotra
Mots élémentaires  2  tany, 3  kotra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  tany efa lany tsiro ka avala indray ho tonga tany vao [1.1]
6  Antsoina hoe kotra ny tany rehefa reraka sy lany tsiro, ny tany tsy mamokatra firy [2.117]
Exemples  7  Ny tany|kotra efa tany|kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso. [2.117]
Vocabulaire  8  Economie: agriculture

Anagrammes  9 tany kotra, 10 tinakotra

Mis à jour le 2025/09/12